{ "@metadata": { "authors": [ "Jagwar" ] }, "apihelp-main-summary": "", "apihelp-main-extended-description": "
\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/API:Main_page Torohevitra be kokoa]\n* [https://www.mediawiki.org/wiki/API:FAQ Fanontaniana miverina matetika]\n* [https://lists.wikimedia.org/mailman/listinfo/mediawiki-api Lisitry ny mailaka manaraka]\n* [https://lists.wikimedia.org/mailman/listinfo/mediawiki-api-announce Filazana API]\n* [https://phabricator.wikimedia.org/maniphest/query/GebfyV4uCaLd/#R Baogy & hataka]\n
\nStatus: \nTokony mandeha avokoa ny fitaovana aseho eto amin'ity pehy ity, na dia izany aza mbola am-panamboarana ny API ary mety hiova na oviana na oviana. Araho amin'ny alalan'ny fisoratana ny mailakao ao amin'ny [https://lists.wikimedia.org/pipermail/mediawiki-api-announce/ the mediawiki-api-announce lisitra fampielezana] ny fiovana.\n\nHataka diso: \nRehefa alefa ao amin'i API ny hata, ho alefa miaraka amin'ny lakile \"MediaWiki-API-Error\" ny header HTTP ary samy homen-tsanda mitovy ny header ary ny kaodin-kadisoana. Ho an'ny torohay fanampiny dia jereo https://www.mediawiki.org/wiki/API:Errors_and_warnings.", "apihelp-main-param-action": "Inona ny zavatra ho atao.", "apihelp-main-param-format": "Format mivoaka", "apihelp-block-param-user": "Anaram-pikambana, adiresy IP na valan' IP hosakanana.", "apihelp-block-param-expiry": "Fitaom-pisasarana. Mety miovaova(e.g. 5 volana na herinandro 2) na voafaritra (e.g. 2014-09-18T12:34:56Z). Raha atao tsiefa, tsy fantatra, na mandrakizay, dia tsy hitsahatra mihitsy ilay sakana.", "apihelp-block-param-reason": "Antom-panakanana", "apihelp-block-param-anononly": "Mpikambana tsy nisoratra anarana ihany no sakanana (izany hoe aza mamela fiovan'olona tsy nisoratra anarana avy amin'ity adiresy IP ity).", "apihelp-block-param-nocreate": "Hanakana famoronan-kaonty.", "apihelp-block-param-autoblock": "Manakana ny adiresy IP farany nampiasaina, ary izay adiresy IP mety hidirany.", "apihelp-block-param-noemail": "Hanakana ny mpikambana tsy handefa mailaka amin'ny alalan'ny wiki (Mila ny zo blockemail).", "apihelp-block-param-hidename": "Hanafina ny anaram-pikambana amin'ny laogim-panakanana (mila ny zo hideuser).", "apihelp-block-param-allowusertalk": "Hamela ny mpikambana hanova ny pejin-dresany (miankina amin'ny [[mw:Manual:$wgBlockAllowsUTEdit|$wgBlockAllowsUTEdit]])", "apihelp-block-param-reblock": "Raha efa nosakanana ilay mpikambana, itsahina ilay sakana efa misy.", "apihelp-block-param-watchuser": "Hijery ny adiresy IP ary ny pejin-dresak'ilay mpikambana.", "apihelp-block-example-ip-simple": "Hanakana ny adiresy IP 192.0.2.5 mandritry ny telo andro miaraka amin'ny antony Filazana voalohany.", "apihelp-compare-param-fromtitle": "Lohateny voalohany ampitahaina.", "apihelp-compare-param-fromid": "ID pejy voalohany ampitahaina.", "apihelp-compare-param-fromrev": "Versions voalohany ampitahaina.", "apihelp-compare-param-totitle": "Lohateny faharoa ampitahaina.", "apihelp-compare-param-toid": "ID pejy faharoa ampitahaina.", "apihelp-compare-param-torev": "Versiona faharoa ampitahaina.", "apihelp-compare-example-1": "Hamorona raki-pahasamihafan'ny versiona 1 sy 2.", "apihelp-createaccount-summary": "Hamorona kaontim-pikambana vaovao.", "apihelp-createaccount-param-name": "Anaram-pikambana.", "apihelp-createaccount-param-password": "Tenimiafina (tsy raharahiana raha voafaritra i $1mailpassword).", "apihelp-createaccount-param-domain": "Vala ho an'ilay famantarana avy any ivelany (azo tsy fenoina).", "apihelp-createaccount-param-token": "Famantarana famoronan-kaonty azo tamin'ny hataka voalohany.", "apihelp-createaccount-param-email": "Adiresy imailaky ny mpikambana (azo tsy fenoina).", "apihelp-createaccount-param-realname": "Tena anaran'ilay mpikambana (azo tsy fenoina)." }